auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:23:00 +03:00 committed by root
parent 796e1b7557
commit 395738742b
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa "Napetrany takeo ambanin'ny tongony avokoa ny ra daôy." Fa vôlaza fa: "Izy no nametraka ny ra daôly," de mazava tsara fa tsy tafiditra akao agnatin'zany le raika nametraka ny ra daôly hagneky ny tegnany. Rafa nagneky an'Azy ny ra daôly, de ny Zanaka miitsy no haneky le raika ze nampaneky ny ra daôly ho an'Azy.
Fa "Napetrany takeo ambanin'ny tongony avokoa ny ra daôy." Fa vôlaza fa: "Izy no nametraka ny ra daôly," de mazava tsara fa tsy tafiditra akao agnatin'zany le raika nametraka ny ra daôly hagneky ny tegnany. Rafa nagneky an'Azy ny ra daôly, de ny Zanaka miitsy no haneky le raika ze nampaneky ny ra daôly ho an'Azy. Hibôgna zany mbô ho daôly akao amin'ny daôly ny Andriamanitra Ray.

1
15/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Na kô ino ma no ilana reo ze vita batisa ho an'ny maty? Raha tsy natsangana miitsy ny maty, magnakôry ma zareo no natao batisa ho an-jareo?