From 38e09fa33c0802885bcc5e9b119c4387e7a204d0 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MAD010 <> Date: Sun, 10 Nov 2019 05:43:07 +0800 Subject: [PATCH] auto save --- 11/13.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/13.txt b/11/13.txt index 5c9f5ff..d37bde2 100644 --- a/11/13.txt +++ b/11/13.txt @@ -1 +1 @@ -\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy ny natiora mitsy aza ma no mampianatra anareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na ero fiangonan'Andriamanitra. \ No newline at end of file +\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy ny natiora mitsy aza ma no mampianatra anareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho an'azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na reo fiangonan'Andriamanitra. \ No newline at end of file