auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-01-08 18:03:13 +08:00 committed by root
parent f421596809
commit 33c52424d7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany. Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy ant
Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsoana ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. Andevo ve enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am'zany. Fa raha mety ho afaka enao, de araraoty zany. Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran'zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. Anareo de vôvidy, noho zany de aza tonga ôtran'reo andevon'ny ôla. Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsi