auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 22:15:08 +08:00 committed by root
parent 3357dd15f1
commit 3040417632
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. Ra misy faminanina , de ho levona reo. Ra ùisy fitenenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsahatra reo. Ra misy falalana de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahanay ary mamignany amin'ny ampahany. Fa rafa tônga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka/
Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. Ra misy faminanina , de ho levona reo. Ra ùisy fitenenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsahatra reo. Ra misy falalana de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahanay ary mamignany amin'ny ampahany. Fa rafa tônga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka/.

1
13/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna zao