auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 22:37:29 +08:00 committed by root
parent 706d8b5e1f
commit 2d36695f25
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 11 \v 12 \v 13 Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka. Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.
\v 11 Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. \v 12 fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka.\v 13 Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.