diff --git a/01/04.txt b/01/04.txt index 30e667f..9f6504a 100644 --- a/01/04.txt +++ b/01/04.txt @@ -1 +1 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 Izao de magnome fisaoragna ho an'Andriamanitro ho anareo fona nony fasoavan'Andriamanitra ze nomen'i Jesosy Kristy anareo. Nataony nagnankarena tamin'y fomba daoly nareo, tamin'ny fiteny rehetra sy ny falalagna rehetra, raha vao voporofo fa marigna ny fagnambaran momban'i Kristy. \ No newline at end of file +\v 4 Zao de magnome fisôragna ho an'Andriamanitro ho anareo fôna nony fasoavan'Andriamanitra ze nomen'i Jesosy Kristy anareo. \v 5 Natôgny nagnankarena tamin'y fômba daoly nareo, tamin'ny fiteny rehetra sy ny falalagna rehetra, \v 6 raha vao voporofo fa marigna ny fagnambaran momban'i Kristy. \ No newline at end of file