auto save

This commit is contained in:
MAD012 2020-03-27 20:23:00 +03:00 committed by root
parent 8be40ea70f
commit 28ea806fde
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Salan'zany kô ny fitsanganana amin'ny maty. Ze afafy de mety simba, ary ze atsangana de tsy mety simba. Afafy tamin'ny fafam-baraka zany; de natsangana am-boninatra. Afafy tamin'ny falemena zany; de natsangana amin'ny hery. Afafy amin'ny vatagna vôjanahary zany; de atsangana ho vatagna ara-pana
Salan'zany kô ny fitsanganana amin'ny maty. Ze afafy de mety simba, ary ze atsangana de tsy mety simba. Afafy tamin'ny fafam-baraka zany; de natsangana am-boninatra. Afafy tamin'ny falemena zany; de natsangana amin'ny hery. Afafy amin'ny vatagna vôjanahary zany; de atsangana ho vatagna ara-panahy. Raha misy vatagna vôjanahary, de misy vatagna ara-panahy iany kô.

1
15/45.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Ary efa vôsoratra iany kô fa: "Lasana fanahy velona Adama le leila vôlôny" Le Adama farany de lasana fanahy magnome fiaignana