From 260a6ecc90d6fdc7c9040994830b0ffbe5ed8724 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: MAD012 <> Date: Tue, 26 May 2020 14:53:54 +0300 Subject: [PATCH] auto save --- 13/11.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt index 0bb4de3..b464427 100644 --- a/13/11.txt +++ b/13/11.txt @@ -1 +1 @@ -Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafantatra tantera \ No newline at end of file +Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa rahatr'zay de hifagnatri-tava. Am'zao fotôna zao za de mafantatra amin'ny ampahagny, fa avekeo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana anà tanteraka. Fa am'zao fotôna zao de reto telo reto no mitôtra: ny finoana, ny fagnantenana rahatrizay, ary ny fitiavana. Fa ny lehibe ndrindra am'reo de ny fitiavana. \ No newline at end of file