diff --git a/13/01.txt b/13/01.txt deleted file mode 100644 index b013322..0000000 --- a/13/01.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -Na de atao hoe miteny amin'ny fitenin'reo ôla sy reo anjely aza za. Fa raha tsy managna fitiavana, de tonga vy magnenona kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao hoe magnana fagnomezan'ny faminagniana ary mafantatra reo zava-miafina sy fahalalana daôly aza za, ary managna ny finoana daôly afahana mamindra reo tanety. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsisy dikany za. Na de atao hoe magnome ze daôly anagnako amahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako ho dorana. Fa raha tsy manam-pitiavana, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnamarihana: Ny ULB sy ny UDB de samy managna dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mbô ho dorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasagny kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tegnako mbô ho reharehako."] \ No newline at end of file diff --git a/13/04.txt b/13/04.txt deleted file mode 100644 index b6c5a41..0000000 --- a/13/04.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 4 \v 5 \v 6 \v 7 Ny fitiavana de mahari-po sady tsara fagnahy. Ny fitiavana de tsy mitsiriritra na mirehareha. Tsy miavona na magano ze tsy mamendrika. Tsy te tegna. Tsy mora sosy, na mitagnisa fadisôna. Tsy mifaly amin'ny tsy famarinana. Fa kosa, mifaly amin'ny famarinana. Ny fitiavana de mandefitra ny ra daôly, mino ny ra daôly, matoky ra daôly, ary miharitra ny ra daôly. \ No newline at end of file diff --git a/13/08.txt b/13/08.txt deleted file mode 100644 index c8e1571..0000000 --- a/13/08.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 8 \v 9 \v 10 Tsy ho tapitra mandrakizay ny fitiavana. raha misy faminagniana, de ho levona reo. Raha misy fitinenana amin'ny teny tsy fantatra, hitsatra reo. Raha misy fahalalana, de ho levona zany. Fa tsika de mafantatra amin'ny ampahany ary maminagny amin'ny ampahagny. Fa rafa tonga le tegna lafatra, de ho levona ze tsy tanteraka. \ No newline at end of file diff --git a/13/11.txt b/13/11.txt deleted file mode 100644 index 8192869..0000000 --- a/13/11.txt +++ /dev/null @@ -1 +0,0 @@ -\v 11 \v 12 \v 13 Tamin'ny mbôla zaza za, de nikoragna ôtran'ny zaza, nieritreritra ôtran'ny zaza, nisaigna ôtran'ny zaza. rafa geda za, de navelako ny fazazana. Fa am'zao fotôna zao tsika de matazagna tsy \ No newline at end of file