auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2020-03-25 13:59:22 +08:00 committed by root
parent 313e2f50fc
commit 1ee49886e7
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32 Teko nareo ho afaka amin-reo ahiahy. Ny lehilà tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifalena an'Azy. \v 33 Fa ny leila manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafalena ny vadiny - \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny.
\v 32 Teko nareo ho afaka amin-reo ahiahy. Ny lehilà tsy manambady de miahiahy ny amin'ny reo ra ny Tompo, ny amin'ny fomba hampifaliana an'Azy. \v 33 Fa ny lehilà manambady de miahiahy ny amin'ny ran-zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampiafaliana ny vadiny, \v 34 mizarazara izy. Ny vevavy tsy manambady na virijiny de miahiahy ny amin'ny ran'ny Tompo, ny amin'ny fomba hanokanana amin'ny tegna sy ny fagnahy. Fa ny vevavy manambady de miahiahy ny amin'ny ran'zao tontolo zao, ny amin'ny fomba hampifalena ny vadiny.