diff --git a/15/01.txt b/15/01.txt new file mode 100644 index 0000000..e820157 --- /dev/null +++ b/15/01.txt @@ -0,0 +1 @@ +\v 1 \v 2 Am'zao fotôna zao mampatsiaro an'nareo za, ry rahala, ny amin'ny filazantsara ze nambarako taminareo, ze noraisinareo sy ze nitsangananareo. Amin'ny alalan'zany filazantsara zany no hamonjena an'nareo, raha mitana mafy amin'ny teny notoriko taminareo anareo, raha tsy hoe ninonino fôgna anareo. \ No newline at end of file