auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 22:15:08 +08:00 committed by root
parent d850f2fb5d
commit 19017d360a
2 changed files with 2 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Aza avedla hisy ôla hamita-tegna. Ra misy ôla akeo aminareo mihevitra fa hendry izy ami'zao vanim-potôna zao, ambilao izy ho lasa "adala" amin'zay mba ho lasa hendry. Fa ny fahendren'zao tontolo zao de fadalana eo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Natratra ny hendry takeo amin'ny hafetsen-jareo Izy."Ary kô hoe: "Ny Tompo d malala fa ny fievitry
Aza avedla hisy ôla hamita-tegna. Ra misy ôla akeo aminareo mihevitra fa hendry izy ami'zao vanim-potôna zao, ambilao izy ho lasa "adala" amin'zay mba ho lasa hendry. Fa ny fahendren'zao tontolo zao de fadalana eo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Natratra ny hendry takeo amin'ny hafetsen-jareo Izy."Ary kô hoe: "Ny Tompo d malala fa ny fievitry ny hendry de zava-pôna."

1
03/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
No zany tsisy fireareana momban'ny ôla