auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-11-09 17:47:01 +08:00 committed by root
parent a6b45f97fc
commit 177a8f8a6c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Mitovy amin'zany ko de noraisiny ny kapoka rafa avy nisakafo hariva, ary niteny Izy hoe: "Ity kapoka ity no fanekena vaovao akoa amin'ny rako. Ataovy zao na ovigna na ovigna nareo no misotro, ho fatsiarovagna an'Ana." Amin'n
Mitovy amin'zany ko de noraisiny ny kapoka rafa avy nisakafo hariva, ary niteny Izy hoe: "Ity kapoka ity no fanekena vaovao akoa amin'ny rako. Ataovy zao na ovigna na ovigna nareo no misotro, ho fatsiarovagna an'Ana." Amin'ny fotogna daoly ze hignananareo ity mofo ity sy hisotronareo amin'ity kapoka ity, de magnambara ny fafatesan'ny Tomp