auto save
This commit is contained in:
parent
ec263ed860
commit
110ac5e123
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 16 \v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-do? \v 14 Tsy ny natiora mitsy aza ma no mampianatra anareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy. Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na ero fiangonan'Andriamanitra.
|
||||
\v 13 Tsarao ny tegnanareo: Mety amin'ny vevavy ma ny mivavaka amin'Andriamanitra tsy misaron-dô? \v 14 Tsy ny natiora mitsy aza ma no mampianatra anareo fa raha ny leila no lava volo, de fafam-baraka ho an'azy zany? \v 15 Tsy mampianatra anareo ma ny natiora fa raha ny vevavy no lava volo, de voninahitra ho azy zany? Fa nomegna an'azy ny volony mba hagnarognana an'azy.\v 16 Fa raha misy te-hiady hevitra amin'zany, de tsy magnana fampiharana hafa zany, na ero fiangonan'Andriamanitra.
|
Loading…
Reference in New Issue