auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD010 2019-10-31 22:15:08 +08:00 committed by root
parent 3d59a06428
commit 101d851fda
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana."]
\v 1 \v 2 \v 3 Na de atao hoe mitare amin'ny fitaren'reo olona sy reo anjely aza za. Fa ra tsy magnana fitiavana, de tônga vy maneno na kipantsona mikarantsam-peo za. Na de atao aza hoe magnana fagnomezan'ny faminanina ary malala reo misitery sy falalana retraretra aza za, ary manana ny finôna daôly afahana mamindra reo tanety. Fa ra tsy manam-pitiavana;de tdinontsinona za. Na de atao hoe manome ze retraretra ananako hamahanana ny mahantra aza za, ary magnolotra ny tegnako, de tsy mahazo na ino na ino za. [Fagnarihana: Ny ULB sy ny UBD de samy manana dikan-teny betsaka, mivaky ôtran'zao hoe: "Ameko mba hodorana ny tegnako." Ny dikan-teny sasany kosa de mivaky hoe: "Ameko ny tgegnako mba ho dorana."]

View File

@ -1 +1 @@
Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka. Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitivana
Fony bôla zaza za, de nikoragna salan'ny zaza, neritreritra salan'ny zaza, nisaigna salan'ny zaza. Rafa lebe za, de navelako ny fazazana. fa ankehitriny tsika de matazana tsy mivantana amin'ny fitaratra, fa ratrizay de hifanatri-tava. Amzao fotôna za de mahafantatra ain'ny ampahany, fa aveo za de hafantatra tanteraka ôtran'ny nafantarana ana tanteraka. Fa am"zao fotôna zao de reto reto no mitôtra: ny finôna, ny fitiavna, ary ny fitiavana. Fa ny ngeza ndrindra amin'reode ny fitiavana.