auto save
This commit is contained in:
parent
51509a3cad
commit
0a0819905c
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 10 \v 11 Amin'zao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.
|
\v 10 Amizao de mampirisika anareo za, ry rala, amin'ny anaran' Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daoly, ary tsy hisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saina mitovy sy tanjogna mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava tamina, ry rala, tamin'ny alalan'ny vaokan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.
|
Loading…
Reference in New Issue