diff --git a/14/17.txt b/14/17.txt index 5a4d9ec..447e6f4 100644 --- a/14/17.txt +++ b/14/17.txt @@ -1 +1 @@ -Fa enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. Misôtra an'Andriamanitra za fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra noho nareo daôly. \ No newline at end of file +Fa enao de tegna magnome fisaorana tsara iany, fa ny olon-kafa tsy miorina. Misôtra an'Andriamanitra za fa miteny amin'ny fiteny tsy fantatra mihôtra noho nareo daôly. Fa ny agny am-pengonana de aleoko miteny teny dimy araka ny fazaôko mba hafako mampianatra reo hafa, salan'ze teny rai-alina amin'ny fiteny tsy fantatra. \ No newline at end of file diff --git a/14/20.txt b/14/20.txt new file mode 100644 index 0000000..817baa0 --- /dev/null +++ b/14/20.txt @@ -0,0 +1 @@ +Ry rahalà, aza ma zaza amin'ny \ No newline at end of file