2020-03-25 22:23:19 +00:00
|
|
|
\v 24 Fa raha naminagny avokô nareo daôly ka nisy tsy mpino na vahiny niditra, de ho resy lahatra am-ze daôly reigneny izy. Ho tsaraina amin'ny alalan-ze daôly vôlaza izy. \v 25 Ho ambara ny tsiambaratelo akao am-pony. Vokatr-zany, hekoka izy ary hisôtra an'Andriamanitra. Hanambara izy fa tegna akeo aminareo Andriamanitra.
|