plt-x-sihanaka_1co_text_reg/16/01.txt

1 line
343 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-06-02 17:58:39 +00:00
\v 1 \v 2 Ary mikasika ny fagnangana-mbola ho an 'reo mpino, araka ny nagnatoroko lalana ny fiangonan'i Galatia, de salan'zany kô no tokony ataonareo. Amin'ny andro vôlôn'ny herin'andro, de tokony hagnavaka ra ny tsiraikaraika aminareo ary hitahiry zany araka ze vitanareo. Magnanôva zany mbô tsy hisian'ny fagnangonam-bola rafa tonga za.