2020-06-08 14:17:19 +00:00
|
|
|
\v 42 Salan'zany kô ny fitsanganana amin'ny maty. Ze afafy de mety simba, ary ze atsangana de tsy mety simba. \v 43 Afafy tamin'ny fafam-baraka zany; de natsangana am-boninatra. Afafy tamin'ny falemena zany; de natsangana amin'ny hery. \v 44 Afafy amin'ny vatagna vôjanahary zany; de atsangana ho vatagna ara-panahy. Raha misy vatagna vôjanahary, de misy vatagna ara-panahy iany kô.
|