plt-x-sihanaka_1co_text_reg/14/10.txt

1 line
215 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 05:59:23 +00:00
\v 10 Misy fiteny betsaka samihafa aketo am-zao tontolo zao, ary tsisy am-regny no tsisy dikany. \v 11 Fa raha tsy mafantatra ny dikan'ny fiteny raika za, de ho vahiny amin'ze miteny, ary ze miteny ho vahiny aminà.