plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/20.txt

1 line
470 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 05:59:23 +00:00
\v 20 Fa refa miangona nareo, de tsy ny Fanasan'ny Tompo no hoaninareo. \v 21Rafa mihinana nareo, de samby mihinana ny ahaniny manokana ny tsiraikaraika alôn'ny ihinanan'reo hafa. Nôna ny raika, ary ny hafa lasa mamo. \v 22Tsy managna tragno ihinana sy isotrona ma anareo? Ho tsinontsiniavinareo ma ny fengonan'Andriamanitra ka hahetrinareo ze tsy managna na ino na ino? Ino no tokony ho taraviko aminareo? Tokony hidera an'nareo ma za? Tsy hidera an'nareo am-zany za!