plt-x-sihanaka_1co_text_reg/07/20.txt

1 line
628 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 05:59:23 +00:00
\v 20 Ny tsiraikaraika avy de tokony hijanono amin'ny fentsona ze nisy an'azy daôly nantsovin'Andriamanitra mba hino izy. \v 21 Andevo ma enao fony Andriamanitra niantso anao? Aza miahiahy ny am-zany. Fa raha mety ho afaka enao, de ararôty zany. \v 22 Satria ny ôla raika ze nantsovin'ny Tompo ho andevo de ôla afaka ny Tompo. Ôtran-zany kô ny ôla ze afaka fony izy nantsovina mba hino de andevon'i Kristy. \v 23 Anareo de vôvidy, no zany de aza tonga ôtran-reo andevon'ny ôla. \v 24 Ry rahalà, na ino na ino fiaignana nisy antsika tsiraikaraika fony isika nantsovina mba hino, de ôka tsika hijanona ho ôtran-zany.