plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
416 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 18 Aza avela hisy ôla hamita-tegna. Raha misy ôla akeo aminareo mihevitra fa hendry izy am-zao vanim-potôgna zao, avelao izy ho lasa "adala" am-zay mba ho lasa hendry izy. \v 19 Fa ny fahendren-zao tontolo zao de fadalana akeo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Nahatratra ny hendry takao amin'ny hafetsen-jareo Izy. \v 20 "Ary kô hoe: "Ny Tompo de mahalala fa ny fihevitry ny hendry de zava-pôgna."