plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/01.txt

1 line
310 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 1 Ary za, ry rahala, de tsy afaka nitare taminareo ôtran'ny ôla ze ara-pagnahy, fa kosa ôtran'ôla ara-nofo, ôtran'ny zazakely akao amin'i Kristy. \v 2 Nofahanako ronono ,anareo; fa tsy venti-kanina; satria tsy vônona tam-zany nareo; ary na am-zao fotôgna zao aza de mbôla tsy vônona am-zany nareo.