plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/30.txt

1 line
332 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 30 Nony natôn'Andriamanitra, amin-zao fotôgna zao nareo de akao amin'i Kristy Jesosy, ze lasa fahendrena ho antsika avy amin'Andriamanitra. Izy de lasa fahamarinantsika, fahamasinantsika ary fahafahantsika. \v 31 Vokatr-zany, araka ze vôlazan'ny Soratra Masina magnano hoe: "Ôka ze mirehareha, hirehareha akao amin'ny Tompo."