plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/27.txt

1 line
489 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 00:15:19 +00:00
\v 27 Na iza na iza, noho zany, mignana ny mofo na misotro amin'ny kapôkan'ny Tompo amin'ny fômba tsy mendrika, de ho meloka ny amin'ny vatagna sy ny ràn'ny Tompo. \v 28 Ôka handinika ny tegnany alô ny ôla, ary amin'zany de ôka hignana ny mofo ary hisotro amin'ny kapôka izy. \v 29Fa izy ze mignana sy misotro ka tsy mafantatra ny vatagna, de mignana sy misotro fitsarana ho an'ny tegnany. \v 30 Zany no matônga ny maro aminareo ho osa sy marary, ary ny sasagny aminareo ho faty.