plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/14.txt

1 line
281 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 07:59:15 +00:00
Misaotra an'Andriamanitra za fa tsisy nataoko batisa nareo, afa-tsy Krispo sy Gaio. Zany de mba tsy hafan'iza miteny hoe tamin'ny agnarako no nagnaovana batisa anareo. Za iany ko de nagnao batisa ny ankohonan'i Stefanasy. Ny ankotra ze tsy fantatro raha nagnano batisa ola hafa za.