plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/07.txt

1 line
314 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 05:59:23 +00:00
\v 7 Aza manompo sampy, ôtran'ny sasagny tamin-jareo. Zany de araka ze vôsoratra hoe: "Reo ôla nipetraka mba hihinana sy hisotro, ary nitsangana mba hilalao." \v 8 Ôka tsika tsy hijangajanga, salan'ny nataon'ny maro tamin-jareo. Takao agnatin'ny ray andro, de ôla telo arivo sy ro alina no maty no ny am-zany.