plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/14.txt

1 line
452 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 05:59:22 +00:00
\v 14 Noho zany, ry malalako, milefasa lavitry ny fanompôn-tsampy.\v\v 15 Mitare aminareo salan'ny ôla manan-tsaigna zà, mba hafahanareo mitsara ze koragnako. \v 16 Ny kapôky ny fisaorana ze isaorantsika, nga ma zany tsy fiombognana amin'ny ran'i Kristy? Ny mofo ze vakintsika, nga ma zany tsy fiombognana amin'ny vatagn'i Kristy?\v 17 Satria raika iany ny mofo, tsika ze betsaka de vatagna raika. Tsika daôly de mandray amin'ny mofo raika iany.