plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/20.txt

1 line
348 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 20 Aiza ny olon-kendry? Aiza ny magnam-pahaizana? Aiza ny mpiady hevitra an-zao tontolo zao? Moa tsy navadik'Andriamanitra ho fahadalana ma ny fahendren-zao tontolo zao? \v 21 Satria tsy nahalala an'Andriamanitra izao tontolo zao takao amin'ny fahendreny, de sitrak'Andriamanitra ny hamonjy reo ze mino amin'ny alalan'ny fahadalan'ny fitoriana.