plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/12.txt

1 line
307 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 12 Am-zao fotôgna zao raha misy ôla magnorina akeo ambonin'ny fototra amin'ny volamena, volafotsy, vato sarobidy, hazo, bozaka, na mololo, \v 13 de habôgna ny asany, fa ny andro mazava no hampibôgna izany. Satria habôgna amin'ny afo izany. Ny afo no hitsapana ny hatsaran'ny natôn'ny tsiraikaraika.