plt-x-sihanaka_1co_text_reg/06/04.txt

1 line
515 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-01-20 11:18:26 +00:00
\v 4 \v 6 Ra tô ka mitsara ny ra ze mitranga amin'ny andavan'andronao anao, nagnino anao no mametraka karazana tranga ôtran'zany akeo agnatrehan'reo ze tsinotsino akao amin'ny fiangonana?\v 5 Hampamegnatra an'nareo no hitaravako an'zany. Mô tsy mbô misy ampy fahendrena na de raika avy aza aketo aminareo handamina ny disadisa akao amin'ny mpirahalà? Fa kosa, misy mpino raika ifagnatrika amin'ny mpino hafa akeo amin'ny fitsarana, ary zany raharaha zany de hapetraka akeo agnatrehan'ny mpitsara ze tsy mpino!