plt-x-sihanaka_1co_text_reg/03/18.txt

1 line
406 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-10-31 15:22:29 +00:00
\v 18 Aza avedla hisy ôla hamita-tegna. Ra misy ôla akeo aminareo mihevitra fa hendry izy ami'zao vanim-potôna zao, ambilao izy ho lasa "adala" amin'zay mba ho lasa hendry.\v 19 Fa ny fahendren'zao tontolo zao de fadalana eo amin'Andriamanitra. Satria vôsoratra hoe: "Natratra ny hendry takeo amin'ny hafetsen-jareo Izy. \v 20 "Ary kô hoe: "Ny Tompo d malala fa ny fievitry ny hendry de zava-pôna."