plt-x-sihanaka_1co_text_reg/11/11.txt

1 line
239 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-09 21:43:07 +00:00
\v 11 \v 12 Na zany aza, ao amin'ny Tompo, tsy maleo-tegna amin'ny leila ny vevavy, na ny leila maleo-tegna amin'ny vevavy. Fa raha avy amin'ny leila ny vevavy, de ny leila koa de avy amin'ny vevavy. Ary avy amin'Andriamanitra ny ra-daoly.