plt-x-sihanaka_1co_text_reg/10/23.txt

1 line
266 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-18 00:15:19 +00:00
\v 23 Ny ra daôly de ara- dàlana, " fa tsy ny ra daôly no mahasoa. "Ny ra daôly de ara-dalàna, " fa tsy ny ra daôly no mampandroso ny ôla.\v 24 Tsisy tokony hikaraka ny tombotsony manokana. Fa kosa, ny tsiraikaraika de tokony hikaraka ny tombotson'ny namany.