plt-x-sihanaka_1co_text_reg/01/10.txt

1 line
358 B
Plaintext
Raw Permalink Normal View History

2020-03-25 01:46:56 +00:00
\v 10 Ami'zao de mampirisika anareo za, ry rahalà, amin'ny agnaran' i Jesosy Kristy Tompontsika, mba hifagnaraka nareo daôly, ary tsisy fisarana akeo aminareo. Mampirisika za mba hikambagna amin'ny saigna mitovy sy tanjona mitovy nareo. \v 11 Fa efa natao mazava taminà, ry rahalà, tamin'ny alalan'ny vahôkan'i Kloe fa misy fifampandanina akeo aminareo.