1 line
471 B
Plaintext
1 line
471 B
Plaintext
\v 11Fa efa niboaky tame olo agnaby e fahasoavam'Andriamanitry. \v 12 Mampianatry antsika handà e toetry tsy araky an'Andriamanitry izy ame filàn'izao tontolo izao izany. Mampianatry antsika hiaigny am-pihononagny, am-pahamarinangny, da arak'e lalan'Andriamanitry amin'izao vanim-potoagny izao izany \v 13eo am-pandignasantsika fatratry izay handraisantsika e fagnantegnagny mahafinaritry, e fiboahan'e voninahitrin'Andriamanitrintsika lehibe da Mpamonjy Jesosy Kristy. |