plt-x-antaifasy_tit_text_reg/01/01.txt

1 line
477 B
Plaintext

\v 1 Paoly, mpanompon'Andriamanitry sady Apostolin'i Jesosy Kristy, hagnamafy gne finoan'olom-boafidin'Andriamanitry izy ame fahalalagny e marina izay magnaraky gne toe-pagnahy araky an'Andriamanitry, \v 2 ame fahatokisagny e fiainagny mandrakizay, izay nampagnantegnain'Andriamanitry, gne tsy mavandy, taloha be tagny. \v 3 Tame fotoagny voatondro, da naboakiny e zakany tame hafatry izay natokisany ho ampitaiko. Naniko izany arak'e didin'Andriamanitry, gne Mpamonjy antsika.