Fri Jan 24 2020 12:42:59 GMT-0500 (Eastern Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-01-24 12:43:00 -05:00
commit 2ba6e385fa
71 changed files with 147 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Noho izany da tsy managny felatsigny anao, re olo, anao izay mitsara, izay hitsaranao gne hafa gn'agnamelohanao gne tegnanao. Fa ndre anao izay mitsara io da magnano an'io avakoa. \v 2 Nefa lalatsika fa gne fitsaran'Andriamanitry da araky gne marigny refa miatreky amizay magnano raha ako izany

1
02/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Fa diniho izao, re olo, anao zay mitsara andreo magnano raha ako io ndre da magnano ako izany avakoa anao. Hainao hilefasagny gne fitsaran'Andriamanitry sa ? \v 4 Sa ho hamevagninao gn'haregnin'e hatsaram-pagnahany, gne fandeferany, da gne faharetany? Tsy lalanao sa fa gn'hatsaram-pagnahiny da natao hitariky anao ame fibebahagny?

1
02/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Fa izany da ho ame hazakabe gne hamafy izy ame fibebahan'e fonareo gne andagnonanareo havigniragny ho an'e gn'ainareo amign'andro fahavigniragny, izany da, gne andro fagnaboagny gne fitsaragny marin'Andriamanitry.\v 6 Hamaly gn'olo rehetra ame fatra mitovy amin'izany natao izy:\v 7 hagnome arake gne faharetagny, gne asa tsara mitady dera, voninahitry, gne tsy fahafatesagny, fiainagny mandrakizay izy.

1
02/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa ho andreo izay mitady ho an'e tegnany, izay tsy magneky gne marigny fa magneky gne tsy fahamarinagny, da ho avy gna fahavigniragny izy ame gne fahaseagny.\v 9 Andriamanitry da hinday fahoriagny sy fahantragny ame fagnan'e olo rehetra nagnano ratsy, ame Jiosy eky, sady ame Grika avakoa.

1
02/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa dera, laza, sady fedanagny gne ho avy amindreo zay magnano gne tsara, ame Jiosy eky, sady ame Grika avakoa. \v 11 Fa tsy misy fiangaragny miaraky amin'Andriamanitry.\v 12 Fa izay rehetra nanota tsy nanagny gne lalàgny da ho very tsy managny lalàgny avakoa, sady izay rehetra nanota niaraky tamin'e lalàgny da ho tsaraigny araky gne lalàgny.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa tsy izay mparegny lalàgny gne marigny eo ankatrefan'Andriamanitry, fa zay magnatanteraky gne lalàgny gne nohamarignigny.\v 14 Fa indreo Jentilisa, izay tsy managny gne lalàgny, refa magnano gne raha momban'e lalàgny araky gne voajagnahary,da indreo gne lalàgny ho an'e tegnany, ndre da tsy managny gne lalàgny aza indreo.

1
02/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Amizany gne agnaboan-dreo fa gne asa angatahan'e lalàgny da voasoratry ao am-pon-dreo. Gne fieritreretan-dreo avakoa da vavolombelogny ho andreo, sady gne fisaignin-dreo manokagny da gne magnameloky na miaro andreo ame tegnan-dreo.\v 16 Sady koa amin'Andriamanitry. izany da hibôky ame andro hitsaran'Andriamanitry gne tsiambaratelon'e olo agnaby, araky gne filazantsarako, ame alalan'i Jesosy Kristy.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa ndre da Jiosy gne hagnatsovanao gne tegnanao sady miankigny ame lalàgny sy mirehareha ao amin'Andriamanitry,\v 18 sady mahalala gne sitra-pony sy mamantatry izay raha tena tsara satria nampenarigny tame lalàgny anao; \v 19 sady raha resy lahatry anao fa gne tegnanao da mpitariky gne jamba, fahazavagny ho an'izay ao ame mizigny,\v 20 mpagnitsy gne mola, mpampianatry gne zaza madiniky, sady anagnanao ao ame lalàgny gne endriky gne fahalalagny izy ame marigny, da akognaia zany gne fetraikan'izany ame fomba hiaignanao gne fiaignanao?

1
02/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Sady anao izay mampianatry gne sasany, tsy mampianatry gne tegnanao me anao? Anao izay mitory manohitry gne halatry, mangalatry me anao? \v 22 Anao izay mizaka fa tsy tokony hijangajanga, mijangajanga me anao? Anao izay malaigny gne sampy, mandroba gne fiangonagny me anao?

1
02/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Anao izay faly mirehareha ao ame lalàgny, mangala-baraka an'Andriamanitry me anao amin'io fandikanao gne lalàgny io? \v 24 Fa "gne agnaran'Andriamanitry da efa afa-baraka teo amin-dreo Jentilisa noho anareo," araky izay efa voasoratry.

1
02/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Fa mahazo tombony ame famoragny tokôtry anareo raha ohatra ka magneky gne lalàgny, fa raha mandika gne lalàgny anareo da lasa tsy voafora ndre da efa voafora aza anareo.\v 26 Arak'izany, raha olo tsy voafora gne mitandrigny zay takian'e lalàgny,da tsy ho anigny agnisan'e voafora zany izy ndre da tsy voafora aza?\v 27 Sady tsy ho helohin'e raiky izay tsy mifora ara-boajagnahary zany anareo raha toa ka mitandrigny gne lalàgny izy? Izany da satria managny gne lalàgny voasoratry izy ame famoragny anareo, nefa mbola mandika gne lalàgny!

1
02/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Fa izy da tsy Jiosy amign'endriky ambadiky fotsiny; ndre amin'e famoragny izay miseho amign' endriky ambadiky e nofotry fotsiny.\v 29 Fa izy da Jiosy ao agnaty, sady gne famoragny izay an'e fo, ao ame fagnà, fa tsy ao amin'e soratry. Gne fideragny gn'olo ako izany da tsy avy amign'olo fa avy amin'Andriamanitry.

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 2

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ino zany gne ho zakaintsika fa hitan'i Abrahama, raintsika tagny aloha araky gne nofo?\v 2 Fa raha nohamarignigny tamign'asa Abrahama, da nanagny antony hireharehagny izy, nefa tsy eo agnatrehan'Andriamanitry.\v 3 Fa ino gn'ambaran'e Soratry Masigny? " Abrahama da nino an'Andriamanitry, sady nisaigny ho fahamarinagny izany."

1
04/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Sady ho an'izay miasa, gne karamany da tsy isaigny ho fahasoavagny, fa ho ako gne trosa. \v 5 Fa ho an'izay tsy miasa kosa kanefa mino an'e raiky izay magnamarigny gne mpanohitry an'Andriamanitry, da isaigny ho fahamarinagny gne finoany.

1
04/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Davida avakoa da manognogny tso -drano amign'olo izay isain'Andriamanitry ho marigny nefa tsy miasa.\v 7 Hoy izy se:" sambatry indreo izay voavela gne helokiny, sady koa indreo izay voarakotry gne fahotagny. \v 8 Sambatry izay tsy hisain'ny Tompo heloky."

1
04/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Amindreo voafara avao me gne hanognonagny izany tso-drano zany, sa amin-dreo tsy voafora koa? Fa hoy Itsika hoe:" Gne finoagny da nisain'Abrahama ho fahamarinagny."\v 10 Ka akognaia zany gne nagnisagny izany? Tamin' i Abrahama efa voafora, sa tamin'izy tsy mbola voafora? Tsy tamin'azy efa voafora fa tamin'azy mbola tsy voafora.

1
04/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Abrahama da nandray gne famantaragny ne famoràgny. Izany da mariky gne fahamarignan'e finoagny izay efa nanagnany raha mbola tsy voafora izy. Gne valin'izany famantaragny zany da lasa Iaban'izay mino agnaby izy, ndre da mbola tsy voafora aza indreo. Midika izany fa gne fahamarinagny da ho isaigny ho andreo.\v 12 Nidika koa izany fa Abrahama da lasa Aban'e voafora tsy ho andreo izay voafora raiky avao fa ho andreo izay magnaraky gne dian'e finoan'i Abrahama raintsika avakoa talohan'e tsy mbola naha-voafora anazy.

1
04/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Fa gne fampagnatenagny tamin'i Abrahama izy ame taranakiny fa ho mpadova izao tontolo izao izy da tsy avy amign'alalan'e lalàgny fa avy amign'alalan'e fahamarignan'e finoagny.\v 14 Fa raha indreo izay miaigny amin'e lalàgny gne mpandova, da ho foagny gne finoagny, sady tsinotsinona gne fampagnatenagny.\v 15 Satria gne didy da mitondra amin'e fahavigniragny, fa agny amin'izay tsy misy lalàgny, da tsy misy fandikan-dalàgny.

1
04/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Noho izany antony zany da miseho ame finoagny izany, mba hipetrahan'e fampagnatenagny ame fahasoavagny sady ho azo antoky amindreo taranak'i Abrahama agnaby_tsy ho andreo izay ambanin'e lalàgny avao, fa ho andreo izay mizara gne finoan'i Abrahama avakoa. Abatsika agnaby izy,\v 17 araky gne voasoratry hoe:" Naniko ho aban'e firenegny maro anao." Teo amin'e fagnatrehagn'Izay nitokian'i Abrahama, da, Andriamanitry izany, izay magnome fiainagny gne maty sady mangaiky gne raha tsy mbola misy mba hisy.

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ndre da teo aza gne raha-mitranga ambadiky, da natoky tanteraky an'Andriamanitry i Abrahama amin'e ho avy. Da lasa rain'e firenena maro izy, arak'izay efa voazaka hoe:" Ho ako izany gne taranakao."\v 19 Tsy narefo tame finoagny izy. Fantatr'i Abrahama fa tsy afaky gne hanan-janaky izy (satria efa teo amin'e zato taogny teo izy). Nagneky avakoa izy fa gne trokin'i Saraha da tsy afaky gne hitondra vohoka mihintsy.

1
04/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Kanefa noho gne fampagnantenan' Andriamanitry, da tsy nisalasala tamin'e tsy finoagny i Abrahama. Kanefa, ne-nahery tamin'e finoagny izy sady nidera an'Andriamanitry.\v 21 Resy lahatry tanteraky izy fa izay nampagnantenain'Andriamanitry, da afaky tanterahigny avakoa. \v 22 Noho izany da nisaigny ho anazy ho fahamarinagny izany.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ary da tsy nosoratagny ho an'e tombotsoany raiky avao izany, fa nisaigny ho anazy izany.\v 24 Nosoratagny ho antsika avakoa zany, ho an'izay hanisagny izany, Itsika izay mino Anazy izay nanangagny an'i Jesosy Tompotsika tamin'e maty.\v 25 Izy gne raiky natolotry noho gne fahotantsika sady natsangagny mba hagnamarigny antsika.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 4

1
05/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Satria nohamarinigny tamin'e finoagny Itsika, da managny fiadanagny miaraky amin'Andriamanitra amign'alalan'ny tompontsika Jesosy Kristy. \v 2 Amign'alalany avakoa gnanantsika lalagny amin'e finoagny mandeha amin'izany fahasoavagny izay itsanganantsika izany. Miravoravo amin'e fatokiagny omen'Andriamanitra anay ame ho avy iay.Fahatokiagny izay ho zaraintsika amin'e voninahitr'Andriamanitry.

1
05/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Tsy izany avao , fa Itsika avakoa da mifaly amign'alahelontsika. Lalantsika fa gne alahelo da mamokatry faharetagny. \v 4 E faharetagny miteraky fagnekegny, da gne fagnekegny miteraky fahatokiagny ho amin'e ho avy. \v 5 Izany toky izany da tsy mandiso fagnantenagny, satria gne fitiavan'Andriamanitry da efa narotsaky tao am-pontsika tamign'alalan'e Fanahy Masina, izay nomegny antsika.

1
05/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa ra mbola nalemy Itsika, da maty ara-potoagny ho an'e ratsy fagnà Kristy. \v 7 Fa sarotry ho an'olo raiky gne ho faty ho an'olo-marigny. Fa, angamba mety misy olo raiky ho sahy ho faty ho an'olo tsara.

1
05/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa Andriamanitry magnaboaky fitiavagny manokagny ho antsika, satria ra mbola mpanota Itsika da maty ho antsika Kristy. \v 9 Mihoatry noho izany aza, amin'zao andro zao. Refa nohamarinigny tamin'e ràny Itsika, da ho voavonjin'izany amin'e fahavigniran'Andriamanitry.

1
05/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa raha, mbola fahavalo Itsika, da nihavagny tamin' Andriamanitry tamign'alalan'e fahafatesan'e Zanany, sady mihoatry noho izany, refa avy nampihavagnigny, da voavonjy amign'alalan'e ainy Itsika. \v 11 Da tsy zany avao, fa Itsika avakoa da mifaly amin'Andriamanitry amign'alalan'i Tompontsika Jesosy Kristy, izay nazahoantsika izany fihavanagny izany amizao.

1
05/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany da, ako gne nidiran'e ota tamign'olo raiky tamizao tontolo izao, da ako izany avakoa gne nidiran'e fahafatesagny tamign'alalan'e ota. Sady gne fahafatesagny da niely tamign'olo agnaby, satria samy nanota agnaby gne rehetra. \v 13 Nandrapisian'e lalàgny, da tetoa amin'izao tontolo izao gne ota, fa tsy misy fagnisan-keloka ra tsy misy lalàgny.

1
05/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ndre da izany aza, gne fahafatesagny da nanjaka nanomboky tamin'i Adama ka hatramin'i Mosesy, ndre da tamindreo tsy nanota ako gne tsy fagneken'i Adama aza, da tandindon'Izay ho avy.\v 15 Ndre da izany aza, gne fagnomezagny da tsy ako gne fahadisoagny. Fa raha tamign'alalan'e fahadisoan'e raiky gne nahafaty gne maro, da mihoatry lavitry gne nanin'e fahasoavan'Andriamanitry Izy ame fagnomezagny avy amin'e fahasoavan'olo raiky, Jesosy Kristy, nomegny zakabe ho an'e maro.

1
05/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Gne fagnomezagny da tsy ako gne vokatry avy amin'e raiky izay nanota. Fa amin'e lafiny raiky, avy gne fitsaragny ho fagnameloagny nohon'e fahadisoan'olo raiky. Fa amin'e lafiny raiky hafa, gne fagnomezagny miafara amin'e fagnamarinagny da avy tafaran'e fahadisoagny maro. \v 17 Fa raha, tamign'alalan'e fahadisoan'e raiky, gne hanjakan'e fahafatesagny amin'e raiky, da mihoatry lavitry noho izany gne hanjakandreo izay mandray gnaben'e fahasoavagny Izy ame fagnomezan'e fahamarinagny amign'alalan'e fiainagn'e raiky, da i Jesosy Kristy.

1
05/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 noho izany da, satria tamign'alalan'e fahadisoan'e raiky gne nahavy gn'olo ho amin'e fagnamelohagny, da amign'alalan'e asan'e fahamarinan'e raiky avakoa gn'evian'e fagnamarinagny gne fiainagny ho an'olo agnaby. \v 19 Fa satria avy amin'e tsy fagneken'olo raiky gne nahavy gne maro ho mpanota, da amign'alalan'e fagneken'e raiky avakoa gne hahavy gne maro ho marigny.

1
05/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Fa avy tao amin'izany gne lalàgny, mba ho zakabe gne fahadisoagny. Nefa raha nihazakabe gne fahotagny, da vao maiky nihazakabe gne fahasoavagny. \v 21 Niboaky izany mba, ako gne nanjakan'e fahotagny tamin'e fahafatesagny, da ako izany koa e hanjakan'e fahasoavagny amign'alalan'e fahamarinagny ho amin'e fiainagny mandrakizay amign'alalan'i Jesosy Kristy Tompontsika.

1
05/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha-5

1
06/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ino zany gne hozakaintsika? tokony hanohy amin'e fahotagny zany Itsika mba hitomboan'e fahasoavagny ? \v 2 Tsy hisy mihintsy anie izany. Itsika izay maty gne amin'e ota, amin'e fomba akognaia sa gne mbola hiaignatsika amizany koa? \v 3Tsy lalanareo me fa indreo rehetra nanigny batisa tao amin'i Kristy Jesosy da nanigny batisa tao amin'e fahafatesagny?

1
06/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Koa, voalevigny, niaraky taminazy tamign'alalan'e batisa ho amin'e fahafatesagny Itsika .Nitranga izany mba ho ako gne nananganagny an'i Kristy tamin'e maty tamin'e voninahitry gne Ray, gne andeanantsika amin'e fiainagny vaovao avakoa. \v 5 Fa raha mikambagny Amin'azy amign'endriky gne fahafatesagny Itsika ,da hikambagny amin'e fitsanganagny avakoa.

1
06/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Lalantsika izany , fa gne tegnantsika taloha da nofantsihagny niaraky taminazy, mba hamotehagny gne tegnan'e ota. Nitranga izany mba tsy ho andevozin' e ota sanaky Itsika. \v 7 Izy efa maty da nambara fa marigny sady afaky amin'e fahotagny .

1
06/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa raha maty niaraky tamin'i Kristy Itsika, da mino fa hiara_belogny Aminazy avakoa. \v 9 Itsika da mahalala fa nitsangagny tamin'e maty Kristy , sady tsy maty sanaky Izy . Tsy manjaka Aminazy sanaky gne fahafatesagny.

1
06/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Fa raha gne momba gne fahafatesagny da maty noho gne amin' e fahotagny Izy , maty indraiky avao ho an'e rehetra Izy. Kanefa, gne fiainagny izay hiainagny da iainagny ho an'Andriamanitry . \v 11 Da ako izany , tsy maintsy mihevitry gne tegnanareo ho efa maty amin'e fahotagny avakoa anareo, fa velogny ho an'Andriamanitry ao amin'i Kristy Jesosy .

1
06/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Noho izany k'avela hanjaka ao amin'e tegnanareo mety maty gne ota mba hagnarahanareo gne filàn-dratsy. \v 13 K'atolotry ho an'e fahotagny gne ratsam-batanareo, ho fitaovagny ampiasaigny amin'e tsy fahamarinagny. Fa atolory ho an'Andriamanitry gne tegnanareo, ako gne nitsangagny tamin'e maty izay velogny amin'izao. Da atolory ho an'Andriamanitry gne ratsam-batanareo mba ho fitaovagny ampiasaigny amin'e fahamarinagny. \v 14 K'avela hanjaka aminareo gne ota. Satria tsy ambanin'e lalàgny anareo, fa ambanin'e fahasoavagny.

1
06/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Da ino zany sa ? Tokony hanota zany Itsika satria tsy ambanin' e lalàgny , fa ambanin'e fahasoavagny? Tsy hisy mihintsy anie izay. \v 16 Tsy lalanareo me fa e raiky izay anoloranareo gne tegnanareo ho mpanompo da e raiky izay ho ekenareo, izay hany tsy maintsy ekenareo? Marigny izany ndre mpanompon' e fahotagny izay mitariky agny amin'e fahafatesagny anareo, ndre mpanompon'e fankatoavagny izay mitariky agny amin'e fahamarinagny .

1
06/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Fa isaoragny Andriamanitry! Satria efa mpanompon'e fahotagny anareo, kanefa nankato tao am-ponareo gne fomba fampianaragny izay nomegny anareo . \v 18 Nafahagny tamin'e ota anareo, sady nanigny mpanompon'e fahamarinagny . .

1
06/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Mizaka ako gn'olo iao noho gne fahalemen' e nofotrinareo. Satria vantany vao nanolotry gne ratsam-batanareo ho andevon'e fahalotoagny izy ame ratsy anareo, da ako izany koa izao , atolory ho andevon' e fahamarinagny ho amin'e fahamasinagny gne ratsam-batanareo. \v 20 Fa fony anareo andevon'e ota, da afaky tamin' e fahamarinagny. \v 21 Amin'izao , ino zany gne vokatry azonareo tamin'e raha izay mahamegnatry anareo amin'izao? satria gne vokatrin'io raha io da gne fahafatesagny .

1
06/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Fa amin'izao refa nahafagny tamin'e ota anareo sady lasa mpanompon'Andriamanitry, da mijinja gne fahamasinagny. Gne vokatry da gne fiainagny mandrakizay. \v 23 Fa gne tambin'e ota da fahafatesagny, fa gne fagnomezan'Andriamanitry kosa da gne fiainagny mandrakizay ao amin'i kristy Jesosy Tompotsika.

1
10/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 E Rahalà ,gn'irin'e foko izy ame angatahiko amin'Andriamanitry ho andreo , da gne famonjegny andreo. \v 2 Fa mijoro vavolombelogny momba andreo iao fa mafana fo ho Andriamanitry indreo, nefa tsy araky gne fahalalagny. \v 3 Fa tsy mahalala gne fahamarinan' Andriamanitry io , sady mitady hametraky gne fahamarinandreo manokagny. Tsy magneky gne fahamarinan'Andriamanitry indreo.

1
10/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Fa kristy gne fahatanterahan'e lalàgny ho fahamarinagny ho an'izay rehetra mino. \v 5 Fa Mosesy manoratry momban'e fahamarinagny izay avy amin'e lalàgny hoe: "Gne olo izay magnano gne fahamarinan'e lalàgny da hiaigny amin'izany fahamarinagny izany."

1
10/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Fa gne fahamarinagny izay avy amin'e finoagny da mizaka hoe: "Ka mizaka an'izao am-po hoe: 'Ia gne hiakatry an-dagnitry agny?' (Izany da, mampidigny an'i kristy); \v 7 Sady ka mizaka hoe:"Ia gne hidigny amin'e laligny agny?'" (izany da , mampiakatry an'i kristy amin'e maty).

1
10/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 Fa ino gn'ambaran'izany? "eo akaikinao gne zaka, ao am-bavanao sady ao am-ponao." Izany gne teninn'e finoagny, izay ambaranay. \v 9 Fa raha amin'e vavanao gne agnekenao an'i Jesosy ho tompo, sady mino amin'e fonao fa natsangan'Andriamanitry tamin'e maty Izy, da ho vonjegny anao. \v 10 Fa amin'e fo gne inoan'olo gne fahamarinagny, da amin'e vava gne agnekegny gne famonjegny .

1
10/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Fa hoy gne Soratra Masina hoe: "Tsy ho megnatry izay rehetra mino Anazy." \v 12 Fa tsy misy fahasamihafagny eo amin'e Jiosy izy ame Grika. Fa tompo raiky avao gne tompon'e rehetra, sady harem_ pahasoavagny ho an'izay rehetra mangaiky Anazy Izy. \v 13 Fa izay rehetra mangaiky gn'agnaran'e Tompo gne ho vonjegny.

1
10/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Akognaia zany gne ahafandreo mangaiky Anazy izay tsy ninoany? Akognaia gne ahafahandreo mino Anazy izay tsy regnindreo? Akognaia gne ahafahandreo maregny raha tsy misy mpitory? \v 15 sady akognaia gne ahafandreo mitory, raha tsy nisy nagniraky? Araky gne vaosoratry hoe: "Endrey gne hatsaran'e tongotrindreo magnambara ireo zava-tsoan'e filazantsara!"

1
10/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
F'izy tsy indreo agnaby gne niteno gne filazantsara. Hoy Isaia se: "Tompo, ia gne nino gne hafatray?" Noho izany gne finoagny da avy amin'e fihainoagny, da gne fihainoagny avy amin'e zakan'i Kristy.

1
10/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Fa hoy iao se: "Tsy nisy naregny me indreo?" Eka, tena marina. "Gne feon-dreo da efa niparitaky magneran-tany, sady gne zakandreo magneragny amin'e faran'izao tontolo zao."

1
10/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ankoatr'izay, hoy iao se: "Tsy nahalala me Israely?" Tamin'e voalohany Mosesy nizaka hoe: " ho aniko saropiaro amin'izay tsy firenegny anareo. Amin'e firenegny izay tsy misy fahalalagny, ho aniko avy amin'e fahavigniragny anareo."

1
10/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Sady tena sahy tokôtry Isaia refa nizaka izy hoe: "Hitandreo izay tsy nitady ana iao. Niboaky tamindreo izay tsy nagnontany ana iao." \v 21 Fa hoy izy tamin'Israely hoe: "Tontolony the nagnaparako gne tagnako tamin'e olo tsy mankatò izy ame maditry."

1
10/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha 10

1
16/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ankiniko aminareo i Foiby anakavintsika, izay mpanompon'e fiangonagny agny Kenkrea,\v 2 mba handraisanareo an'azy ao ame Tompo. Ataovy izany ame fomba mendriky gne mpino, sady magnatreha an'azy amin'izay olagny mety ilaigny gne fagnampianareo. Fa izy tegnany avakoa da lasa mpagnampy gne maro, sady gne tegnako avakoa.

1
16/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Magnamboara veloma an'i Prisila sy Akoila, mpiara-miasa aminà ao amin'i Kristy Jesosy, \v 4 izay nahafoy gn'aindreo ho an'e aiko. Misaotry andreo iao, sady tsy iao avao, fa gne fiangonan'e Jentilisa agnaby avakoa. \v 5 Magnamboara veloma gne fiangonagny izay ao ame tragnondreo. Magnamboara veloma agny amin'i Epaineto malalako, izay voaloham-bokatr'i Asia ho an'i Kristy.

1
16/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Magnamboara veloma an'i Maria, izay niasa mafy ho anareo. \v 7 Magnamboara veloma an'i Androniko sy Jonia, havako akeky, sady niara-nigadra taminà. Malaza eo agnivon'ireo apostoly indreo, izay tao amin'i Kristy talohako avakoa. \v 8 Magnamboara veloma an'i Ampliato, malalako ao amin'i Tompo.

1
16/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9Magnamboara veloma an'i Orbano, mpiara-miasa amintsika ao amin'i Kristy, da I Staky, malalako. \v 10 Arahabay i Apela, izay ankasitrahagny ao amin'i Kristy. Arahabay indreo izay ao ame tokantragnon'i Aristobolo. Magnamboara veloma an'i Herodiona, havako. \v 11Magnamboara veloma andreo izay ao ame tokantragnon'i Narkisa, izay ao amin'ny Tompo.

1
16/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12Magnamboara veloma an'i Tryfena sy Tryfosa, izay miasa mafy ao amin'ny Tompo. Arahabay i Perysa malala , izay niasa mafy tao amin'ny Tompo. \v 13 Nagnamboarako veloma an'i Rofosy, izay voafidy tao amin'ny Tompo, da i endriny izy amin'i endriko. \v 14 Magnamboara veloma an'i Asynkrito, Flegona, Hermesy, Patroba, Herma, da gne rahalà izay miaraky amindreo.

1
16/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15Magnamboara veloma an'i Filologia sy Jolia, Nerea izy ame anakaviny, Olimpa, sady gne mpino miaraky amindreo agnaby. \v 16 Mifagnamboara veloma ame fifagnorohagny masigny. Gne fiangonan'i Kristy agnaby da magnano veloma anareo.

1
16/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Amin'izao fotoagny izao mamporisiky anareo iao, rô rahalà, mba hihevitry gne momban'izay fizarazaragny izy ame fanafintohignagny. Indreo da mihoatry lavitry gne fampianaragny izay noraisinareo. Misitahà lavitry andreo. \v 18 Fa tsy mpanompon'i Kristy Tompontsika gn'olo akô io, fa gne trokiny raiky avao. Ame zaka malefaky sy mandokandoka gn'amitahandreo gne fon'e tsy manan_tsigny.

1
16/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Fa gne ohatrareo ame fankatoavagny da tafita agny ame tsiraidraiky. Noho izany, mifaly iao, gn'aminareo, fa tiako mba ho hendry amin'izay tsara anareo, sady tsy hanan-tsigny am'izay ratsy . \v 20 Andriamanitry gne fiadanagny hanorotoro an'i Satana eo ambanin'e tombokareo afaky fotoagny fohy. Ho aminareo anie gne fahasoavan'i Tompontsika Jesosy Kristy.

1
16/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Timoty, mpiara-miasa aminà, da magnano veloma anareo, sy Losio , Jasona da i Sosipatro, havako. \v 22 Iao, Tertio, izay nanoratry ity epistily ity, da magnano veloma anareo ao amin'i Tompo.

1
16/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Gaio, mpampiantragno anà izy ame fiangonagny agnaby, da magnano veloma anareo. Erasto, mpitam-bola ao ame tanàgny, da magnano veloma anareo miaraky amin'i Koarto rahalà. \v 24 [Fagnamarihagny: Ny fandikagny taloha tsara indrindra da mangalaky ity andininy ity. (Taragno e Romana :16:20).and 24: "Ho aminareo agnaby anie gne fahasoava'ny Tompontsika Jesosy Kristy. Amena."]

1
16/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Sady gne voninahitry ho an'Azy izay mahavita mampijoro anareo araky gne filazantsarako izy ame fitoriagny an'i Jesosy Kristy, araky gne fagnambaragn'e mistery izay notazomigny ho tsy ambaratelo ela be taloha tagny, \v 26 kanefa nambara amin'izao fotoagny izao,sady tame gn'alalan'e bokin'e faminaniagny gne nampahafantaragny tame firenegny agnaby, araky gne didin'Andriamanitry mandrakizay, ho fagnekegny gne finoagny.

1
16/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ho an' Andriamanitry raikin'e fahendregny, anie gne voninahitry mandrikizay, ame gn'alalan'i Jesosy Kristy. Amena.

1
16/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Toko faha16

View File

@ -2,6 +2,7 @@
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
# License
This work is made available under the Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International License (CC BY-SA). To view a copy of this license, visit [http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/](http://creativecommons.org/licenses/by-sa/4.0/) or send a letter to Creative Commons, PO Box 1866, Mountain View, CA 94042, USA.
@ -16,6 +17,8 @@ This PDF was generated using Prince (https://www.princexml.com/).
>>>>>>> d3b0c0cd35303bdcb005b833c0716bd6b2627a1f
=======
>>>>>>> 089e57c437c6c8141ea9f318695720321102bef8
=======
>>>>>>> 09b9beb23c39c285d462f01f32d351bd7a3e1357
# License
## Creative Commons Attribution-ShareAlike 4.0 International (CC BY-SA 4.0)
@ -46,6 +49,7 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
<<<<<<< HEAD
>>>>>>> 5a4638d51ffe415d526cd8cb6e089bafc7a4584c
=======
>>>>>>> 25511feda9416f5e2bfa6901a0024a94de256cdc
@ -53,3 +57,5 @@ No warranties are given. The license may not give you all of the permissions nec
>>>>>>> d3b0c0cd35303bdcb005b833c0716bd6b2627a1f
=======
>>>>>>> 089e57c437c6c8141ea9f318695720321102bef8
=======
>>>>>>> 09b9beb23c39c285d462f01f32d351bd7a3e1357

View File

@ -37,7 +37,8 @@
"MAD122",
"MAD123",
"MAD126",
"MAD124"
"MAD124",
"MAD125"
],
"finished_chunks": [
"08-01",
@ -181,6 +182,75 @@
"03-25",
"03-27",
"03-29",
"03-31"
"03-31",
"04-04",
"02-title",
"02-01",
"02-03",
"02-05",
"02-08",
"02-10",
"02-13",
"02-15",
"02-17",
"02-21",
"02-23",
"02-25",
"02-28",
"04-title",
"04-01",
"04-06",
"04-09",
"04-11",
"04-13",
"04-16",
"04-18",
"04-20",
"04-23",
"05-title",
"05-01",
"05-03",
"05-06",
"05-08",
"05-10",
"05-12",
"05-14",
"05-16",
"05-18",
"05-20",
"06-01",
"06-04",
"06-06",
"06-08",
"06-10",
"06-12",
"06-15",
"06-17",
"06-19",
"06-22",
"10-title",
"10-04",
"10-01",
"10-06",
"10-08",
"10-11",
"10-14",
"10-16",
"10-18",
"10-19",
"10-20",
"16-title",
"16-01",
"16-03",
"16-06",
"16-09",
"16-12",
"16-15",
"16-17",
"16-19",
"16-21",
"16-23",
"16-25",
"16-27"
]
}