plt-x-antaifasy_rev_text_reg/07/15.txt

1 line
568 B
Plaintext

\v 15 Noho izany antony izany, da eo alohan'e seza fiandrianan'Andriamanitry indreo, sady mivavaky amin'Azy ndre atoandro ndre aligny ao ame tempoliny. Gne raiky izay nidoboky teo ame seza fiandrianagny da hamelatry gne lainy amindreo.\v 16 Tsy ho mosaregny sanaky indreo, na ho makan'e rano indraiky. Tsy hamely an'azy gne masoandro na gne hafanagny mandoro. \v 17 Fa gne zanak'ondry eo antegnategnan'e seza fiandrianagny gne ho mpiandry andreo da hitari-dalagny andreo agny ame loharanon'e ranovelogny, sady hofafan'Andriamanitry gne ranomaso ame masondreo agnaby."