plt-x-antaifasy_rev_text_reg/21/23.txt

1 line
515 B
Plaintext

\v 23Gne tanagny da tsy nila masoandro na volagnymba hamirapiratry amizany satria gne voninahitr'Andriamanitry da mamirapiratry tamizany, da gne Zanak'ondry gne jiron'izany. \v 24Handeha ame fahazavan'izany tanagny izany e firenegny. E mpanjakan'e tany da hinday gne fahatsarandreo ho amizany. (Fagnamarihagny: Gne atontan-taratasy taloha sasany da mivaky hoe: "E firenegny izay voavonjy da handeha ame fahazavan'izany tanagny izany.") \v 25Tsy hihidy e vavahadin'izany mandritry gn'andro sady tsy hisy aligny agny.