plt-x-antaifasy_rev_text_reg/21/21.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 21Gne vavahady roy ambin'ny folo da vato soa roa ambin'ny folo; gne tsiraidraiky ame vavahady da vita tame vatosoa raiky. E lalam-be t'antanagny da volamena tsisy fangarony, akô fitaratry mangarangaragny. \v 22Tsy nahita fiangonagny tao ame tanagny iao, satria Tompo Andriamanitry Tsitoha izy ame Zanak'ondry gne fiangonany.