plt-x-antaifasy_rev_text_reg/21/11.txt

1 line
506 B
Plaintext

\v 11Nanagny gne voninahitr'Andriamanitry i Jerosalema, sady gne fangilangilatriny da akô vato soa lafo vidy, akô gne vato kristaly jaspy madio. \v 12Nanagny rindrigny abo zakabe niaraky tame vavahady roy ambin'ny folo izany, niaraky tame anjely roy ambin'ny folo teo ame vavahady agnaby. Teo ame vavahady agnaby gne voasoratry gn'agnaran'e foko roy ambin'ny folon'e zanak'Isiraely. \v 13Nisy vavahady telo t'antsignanagny, vavahady telo t'avaratry, vavahady telo t'atsimo, da vavahady telo t'andrefagny.