plt-x-antaifasy_rev_text_reg/18/18.txt

1 line
533 B
Plaintext

\v 18 Nikiaky indreo raha vao nahita an'e setroky fahamaizagny. Nizaka indreo hoe: "Tanàgny ino gn'akô gne tanàgny zakabe?"\v 19 Nanipy vovoky tegny an-dohany izy, ary nikiaky mafy, nitomagny, sady nisaogny, nagnano hoe: "Loza, loza ho an' e tanàgny zakabe zay nisy an'ireo rehetra nanagny e sambo an-dromasigny gne tonga mpanan-karegny avy ame harenany. Fa tagnaty lera raiky da simba zany. " " \v 20 Mifalia amin'azy, ry lagnitry, anareo mpino, apôstôly, da mpaminany, fa Andriamanitry nitondra gne fitsaranareo tamin'azy!"