plt-x-antaifasy_rev_text_reg/18/09.txt

1 line
365 B
Plaintext

\v 9 E mpanjakan'e tany zay nijangajanga sady nadeha tsy am-pieritreretagny niaraky tamin'azy da hitomagny sady handadilady eo anatrehany refa hahita gne setroky gne fahamaizany indreo. \v 10 Hijoro lavitry indreo, hatahotry gne fijaliany, hijaka hoe: "Loza, loza ho an'izay tanàna lehibe, Babilona, ilay tanàna mahery, fa ame lera raiky daho avy gne sazin areo."