plt-x-antaifasy_rev_text_reg/16/17.txt

1 line
610 B
Plaintext

\v 17 Avy eo gne anjely fahafito nandraraky gne tame lasetiny tame rivotry. Da nisy feo mafy nivoaky avy tao am-pengonagny izy ame seza fiandrianagny, magnano hoe: '"Vita izany!"\v 18 Nisy tselatry, kotroky, kotro-baratry, sady horohoron-tany mafy_horohoron-tany zakabe noho izay efa nitranga hatram'izay nisian'olo teto an-tany, ka da mafy izany horohoron-tany izany.\v 19 Vaky nizara telo gne tanagny zakabe, sady rava gne tanagnin'e firenegny. Avy eo Andriamanitry nangaiky mba hahatsiaro an'i Babylona zakabe, sady nomeny izany tanagny izany gne kopy feno divaigny vita avy ame firehetan'e fahavignirany.