plt-x-antaifasy_rev_text_reg/15/03.txt

1 line
435 B
Plaintext

\v 3 Indreo nihira e hiran'i Mosesy, zay mpanompon'Andriamanitry, e hiragn'e Zanak'ondry hoe: "Zakabe da mahavariagny reo asanao, Tompo Andriamanitry, da Avo indrindra. Marigny da mahitsy Reo lalàgny nao ry mpanjakanireo firenegny. \v 4 Iza no tsy hahatahotry Anao, ry Tompo, da nagnome voninahitry gnagnaranao? Fa Anao raiky no masigny. E firenegny aby ho avy da hivavaky eo agnatrehanao satria reo asanao marigny da efa magnambara."