plt-x-antaifasy_rev_text_reg/14/11.txt

1 line
343 B
Plaintext

\v 11 Ny setroky avy ame fijaliandreo da miakatry madrakizay doria, sady tsy hanam-pitsaharagny andro sy aligny indreo- reo mpanompon'e bibidia da e sariny reo, ary gn'olo aby zay mandray e mariky gne agnaragny. \v 12 Ity da antso ho an'e faharetagny maharitr'ireo zay masigny, reo zay magnaraky reo didin'Andriamanitry sady mino an'i Jesosy."