\v 19 Avy eo da nisokatry gne fiangonan'Atra ta an-dagnitry da hita gne fiaran'ny fanekena agnatign'e fiangonagny. Nisy tselatre fahazavagny , varatry , herikandro , da avandra zakabe tao.